AVERENO AMIN' NY TANTSAHA SOAMAHAMANINA

Le problème

SOAMAHAMANINA

Hijoro isika ho antoka mazava fa miaro Tanindrazana

Fifanarahana tsy hitondra soa … RAVAO !

JIUXING MINES … MIALA !

AVERENO AMIN’NY TANTSAHA I SOAMAHAMANINA !

Mahantra ny gasy, malotoloto, tsy be taratasy … ekena tsy asiana ady hevitra.

Fa avelao izy “ hiadana sy ho finaritra “ eo amin’ny taniny

Manantena anao ny vahoakan’ny Soamahamanina

Mila tosika ny TANTSAHA

Tsy avelantsika ho kely tsy mba mamindro

Tsy avelantsika hangasihasy 

MAILO ISIKA !

Cette pétition avait 212 signataires

Les décisionnaires

Malagasy maneran-tany
Malagasy maneran-tany

Mises à jour sur la pétition

Partager la pétition

Pétition lancée le 29 juin 2016