Côtisation pour financer la campagne de RAMORA FAVORI à l'éléction Présidentielle 2018

Côtisation pour financer la campagne de RAMORA FAVORI à l'éléction Présidentielle 2018

0 a signé. Prochain objectif : 500 !
Quand elle atteindra 500 signatures, cette pétition aura plus de chance d'être inscrite comme pétition recommandée !
RAMORA FAVORI a lancé cette pétition adressée à Vahoaka Malagasy et à

Ramora Favori ihany no Vahaolana raha tia handroso Madagasikara

Ty misy fanambarana, Mitangorona ny ray tanàna
Tonga amin’izay i Heritiana, Hirotsaka ho fidiana
Misy fanampiana avy any am-pita, Demi tour dia vita
Jereo ny lohany sola, Mirangirangy ny mpamatsy vola
Ny Sinoa sy ny vazah, Efa manaiky anah
Fa zah no tena grà, Raha atao prezidà
Ny ahy ny propagandy, Tena tsy misangy
Vola tsy lanilaniana, Jereo ny moccasin noboriana
Hafa mihintsy ilay fanamiana arahana an’ilay costard, Nandany amina milliard Madagasikara Ataoko manoratra tsara! 
Ramora ihany ny anay, fa izy no tena milay
Na vao hirotsaka na efa ngeza, Ahiliko raha miady seza
Reto avy ny candidats: TIM, MAPAR, HVM, AREMA Miampy ny indépandà
Tsisy mazaka anah Na mpitaiza gasy na mpitondra fivavahana na mpaminay Alahatra amiko tsy lany! KMT… Poulet! Raha kandidà tsy ampy vovok’aina Rah zah zany tsy ahaizany miaina Andaniako paké Tonga dia any ambany pné
Fa inona ny antoko pôlitika an-dramora e ? 4M , tsy 4 amis fa M efatra Mora Mampanakarena Madagasikara Mandroso Mandihiza kely raprezy Sa nareo tsy alezy

0 a signé. Prochain objectif : 500 !
Quand elle atteindra 500 signatures, cette pétition aura plus de chance d'être inscrite comme pétition recommandée !